Proverbs 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny takariva ilay somambisamby iny ary tamin’ny alimbe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa takariva izay, ilay efa somambisamby iny, tao anatin’ny alina sy ny haizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa somambisamby ny takariva tamin’izay ary efa manakaiky ny alina sy ny haizina.
Malagasy Bible 1865
Nony takariva ilay somambisamby iny Sy tamin'ny alina efa maizina dia maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny takariva ilay somambisamby iny ary tamin’ny alimbe.
malagasy
Nony takariva ilay somambisamby iny Sy tamin'ny alina efa maizina dia maizina.