Proverbs 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy miantso va ny Fahendrena? Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy miantso va ny fahendrena, ary tsy manandra-peo ve ny fahalalana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injany fa miantso ny Fahendrena ary manandra-peo ny fahaiza-manavaka.
Malagasy Bible 1865
Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy miantso va ny Fahendrena? Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?
malagasy
[Ny fiantsoan'ny fahendrena, sy ny fahatsarany] Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?