Proverbs 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; tsy azo ampitahaina aminy ny zavatra mampitsiriritra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ambony vidy noho ny voahangy ny fahendrena, ary ny zavatra sarobidy indrindra aza tsy mitovy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Izaho Fahendrena dia tsara noho ny perla; tsy misy zava-tsarobidy azo ampitahaina amiko.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; tsy azo ampitahaina aminy ny zavatra mampitsiriritra rehetra.
malagasy
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.[Na: perla]