Proverbs 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namboatra ahy ho fiandohan’ny lalany NY TOMPO, ho voalohany amin’ny asany hatramin’ny taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nanana ahy hatramin’ny fiandohan’ny lalany i Iaveh, dia talohan’ny asany ela indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nateraky ny TOMPO ho voalohan’asany aho, dia talohan’ny asa nataony hatry ny elabe.
Malagasy Bible 1865
Jehovah nahary ahy ho fiandohan'ny alehany, Ho voalohany amin'ny asany hatramin'ny taloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namboatra ahy ho fiandohan’ny lalany NY TOMPO, ho voalohany amin’ny asany hatramin’ny taloha.
malagasy
Jehovah nahary ahy ho fiandohan'ny alehany, Ho voalohany amin'ny asany hatramin'ny taloha.[Na: nahazo]