Proverbs 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo anilan’ny vavahady amin’ny fidirana ho ao an-tanàna sy eny amin’ny vavahady no iantsoany mafy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eo akaikin’ny varavarana sy amin’ny fidirana ho ao an-tanàna, eo amin’ny fidirana amin’ny vavahady izy, mampandre ny feony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anilan’ny vavahady fidirana ny tanàna sy toeram-pandalovan’olona no iantsoantsoany hoe:
Malagasy Bible 1865
Eo anilan'ny vavahady, amin'ny fidirana ho ao an-tanàna, Sy eo anaty vavahady no iantsoany maty hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo anilan’ny vavahady* amin’ny fidirana ho ao an-tanàna sy eny amin’ny vavahady no iantsoany mafy hoe:
malagasy
Eo anilan'ny vavahady, amin'ny fidirana ho ao an-tanàna, Sy eo anaty vavahady no iantsoany maty hoe: