Proverbs 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mpita-marika teo anilany aho sady ravoravo isanandro isanandro ka nilalao mandrakariva teo anatrehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho dia niasa teo anilany, niravoravo isan’andro isan’andro, nilalao teo anatrehany mandrakariva,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany asa rehetra nataony izany dia nanampy azy toy ny mpanao mari-trano aho ka sady antom-piravoravoany isan’andro isan’andro no nibita-kafaliana tsy tapaka teo anatrehany;
Malagasy Bible 1865
Dia mpità-marika teo anilany aho Sady ravoravo isan'andro isan'andro Ka nilalao mandrakariva teo anatrehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mpita-marika teo anilany aho sady ravoravo isanandro isanandro ka nilalao mandrakariva teo anatrehany;
malagasy
Dia mpità-marika teo anilany aho Sady ravoravo isan'andro isan'andro Ka nilalao mandrakariva teo anatrehany;[Na: notezaina]