Proverbs 8:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana, sady mahazo sitraka amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mahita ahy, nahita fiainana; sady mahazo sitraka amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mahita ahy dia mahita ny fiainana sady mahazo sitraka amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana, sady mahazo sitraka amin’NY TOMPO.
malagasy
Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin'i Jehovah;Fa izay diso ahy kosa mampidi-doza amin'ny fanahiny; Ary izay rehetra mankahala ahy tia fahafatesana.