Proverbs 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanorina ny tranony ny Fahendrena, efa nipaika ny andriny fito izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Fahendrena efa nanorina ny tranony, efa nipaika ny andriny fito,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanangana ny tranony ny Fahendrena, rehefa avy nipaika ireo andry fito.
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrena efa nanao ny tranony; Efa nipaika ny andriny fito izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanorina ny tranony ny Fahendrena, efa nipaika ny andriny fito izy.
malagasy
[Ny fiantsoan'ny fahendrena sy ny fahadalana] Ny fahendrena efa nanao ny tranony; Efa nipaika ny andriny fito izy;