Proverbs 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny alalako no hampitomboana ny andronao sy hanamaroana ny taona hiainanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho no hihamaroan’ny andronao, sy hitomboan’ny taona iainanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, izaho Fahendrena no mahamaro ny andronao sy mampahalava ny taona hiainanao.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho no hampitomboana ny andronao Sy hanamaroana ny taona hiainanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny alalako no hampitomboana ny andronao sy hanamaroana ny taona hiainanao.
malagasy
Fa izaho no hampitomboana ny andronao Sy hanamaroana ny taona hiainanao.