Proverbs 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hendry ianao dia hendry ho an’ny tenanao ihany; raha maniratsira ianao dia ianao ihany no hizaka ny valin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha hendry ianao, dia soa ho anao ny hendry; fa raha mpamazivazy kosa, ianao ihany no hivesatra ny sazin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hendry ianao, dia tombontsoa ho anao izany. Fa raha miavonavona kosa ianao, dia ianao ihany no hilanja ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Raha hendry ianao, dia hendry ho an'ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hendry ianao dia hendry ho an’ny tenanao ihany; raha maniratsira ianao dia ianao ihany no hizaka ny valin’izany.
malagasy
Raha hendry ianao, dia hendry ho an'ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan'izany.