Proverbs 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipetraka eo am-baravaran’ny tranony izy ary amin’ny seza eny amin’ny toerana avo eo an-tanàna
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mipetraka eo am-baravaran’ny tranony izy, mitaingin-tseza eo an-tampon’ny havoan’ny tanàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mipetraka amin’ny seza izy eo am-baravaran’ny tranony, eny amin’ny toerana avo ao an-tanàna,
Malagasy Bible 1865
Fa mipetraka eo am-baravaran'ny tranony izy, Ary amin'ny seza eny amin'ny fitoerana avo eo an-tanàna,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipetraka eo am-baravaran’ny tranony izy ary amin’ny seza eny amin’ny toerana avo eo an-tanàna
malagasy
Fa mipetraka eo am-baravaran'ny tranony izy, Ary amin'ny seza eny amin'ny fitoerana avo eo an-tanàna,