Proverbs 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamy ny rano nangalarina, ary fy ny mofo hanina miafina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamy ny rano angalarina, ary fy ny mofo hanina am-piafenana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mamy ny rano nangalarina ary matsiro ny mofo hani-miafina».
Malagasy Bible 1865
Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin'ny fiafenana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamy ny rano nangalarina, ary fy ny mofo hanina miafina!
malagasy
Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin'ny fiafenana,Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, Ary any amin'ny halalin'ny fiainan-tsi-hita ny olona nasainy.[Heb: Shoela]