Proverbs 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, ary any amin’ny lalina any amin’ny fitoeran’ny maty ny olona nasainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantany fa misy ambiroa ao, ary efa any amin’ny fanambanin’ny Seoly sahady ny nasainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantatr’ireo fa ny maty no ao, ary efa any amin’ny toeran’ny maty no mihitsoka ireo nasain’ny fahadalana.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, Ary any amin'ny halalin'ny fiainan-tsi-hita ny olona nasainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, ary any amin’ny lalina any amin’ny fitoeran’ny maty* ny olona nasainy.
malagasy
Nefa tsy fantany fa ny maty no ao, Ary any amin'ny halalin'ny fiainan-tsi-hita ny olona nasainy.[Heb: Shoela]