Proverbs 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa naniraka ny mpanompovaviny izy; miantso eny an-tampon’ny toerana avo eny an-tanàna izy ka miteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka ny ankizy vaviny izy, dia miantso eo an-tampon’ny havoan’ny tanàna:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpanompovaviny no nirahiny eny amin’ny toerana avo indrindra ao an-tanàna mba hiantsoantso izao fanasana izao:
Malagasy Bible 1865
Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; Miantso eny an-tampon'ny fitoerana avo any an-tanàna izy ka manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa naniraka ny mpanompovaviny izy; miantso eny an-tampon’ny toerana avo eny an-tanàna izy ka miteny hoe:
malagasy
Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; Miantso eny an-tampon'ny fitoerana avo any an-tanàna izy ka manao hoe: