Proverbs 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilaozy ny hadalana dia ho velona ianao ary mizora amin’ny lalan’ny fahalalana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilaozy ny tsy fahalalana, dia ho velona ianareo; ary mizora amin’ny lalan’ny fahazavan-tsaina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ialao ny hakelezan-tsaina, dia ho velona ianareo! ka mizora amin’ny lalan’ny fahaiza-manavaka.»
Malagasy Bible 1865
Ilaozy ny kely saina, dia ho velona ianao, Ary mizora amin'ny lalan'ny fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilaozy ny hadalana dia ho velona ianao ary mizora amin’ny lalan’ny fahalalana!
malagasy
Ilaozy ny kely saina, dia ho velona ianao, Ary mizora amin'ny lalan'ny fahalalana.[Na: Mitsahara, ry]