Psalms 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny lalànan’NY TOMPO no sitrany; eny, ny lalànany no saintsaininy andro aman’alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny lalàn’i Iaveh no ifaliany, sady saintsaininy andro aman’alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fampianaran’ny TOMPO no sitrany, ka dia saintsaininy andro aman’alina.
Malagasy Bible 1865
Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny lalànan’NY TOMPO no sitrany; eny, ny lalànany no saintsaininy andro aman’alina.
malagasy
Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.