Psalms 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny hazo ambolena eo amoron’ny rano velona izay mamoa amin’ny fotoanany izy; tsy mba malazo ny raviny ary ataony lavorary avokoa ny asany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny hazo nambolena eo amoron’ny ranovelona izy, ka ny voany tonga amin’ny fotoany; ny raviny tsy mba malazo; ny ataony rehetra vanona avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny hazo nambolena eo amoron-drenirano izy, izay mamoa ara-potoana sady tsy malazo ravina, ka dia mahomby avokoa ny asa rehetra ataony.
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny hazo ambolena eo amoron’ny rano velona izay mamoa amin’ny fotoanany izy; tsy mba malazo ny raviny ary ataony lavorary avokoa ny asany rehetra.
malagasy
Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.