Psalms 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba toy izany kosa ny ratsy fanahy, fa toy ny akofa aelin’ny rivotra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba toy izany ny tsy mpivavaka: toy ny akofa faohin’ny rivotra izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba toy izany ireo olon-dratsy, fa tahaka ny akofa aelin-drivotra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin'ny rivotra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba toy izany kosa ny ratsy fanahy, fa toy ny akofa aelin’ny rivotra izy.
malagasy
Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin'ny rivotra izy.