Psalms 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, tsy hahajanona eo amin’ny fitsarana ny ratsy fanahy, na eo amin’ny fiangonan’ny marina ny mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy hahatsangana amin’ny andron’ny fitsarana ny tsy mpivavaka, na eo amin’ny fiangonan’ny olo-marina, ny mpanota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia ho voaheloka eo amin’ny fitsarana ireo; ary tsy hisy toerana ho azy akory eo amin’ny fivorian’ny olo-marina.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, tsy hahajanona eo amin’ny fitsarana ny ratsy fanahy, na eo amin’ny fiangonan’ny marina ny mpanota.
malagasy
Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina.Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana.