Psalms 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatry NY TOMPO ny lalan’ny marina; mankany amin’ny fahaverezana kosa ny lalan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny lalan’ny marina fantatr’i Iaveh fa ny lalan’ny mpanota mitarika ho amin’ny fahaverezana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsimbinin’ny TOMPO tokoa ny fiainan’ny olo-marina, fa ny an’ny olon-dratsy kosa mankamin’ny fahaverezana.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatry NY TOMPO ny lalan’ny marina; mankany amin’ny fahaverezana kosa ny lalan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana.