Psalms 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, nahoana Ianao no mijanona eny lavitra eny? Nahoana Ianao no miery amin’ny andro fahoriana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana, ry Iaveh, no mijanona eny lavitra eny Ianao, sy miery amin’ny andron’ny fahoriana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana Ianao, TOMPO ô, no mijanona eny lavitra eny? Ary nahoana Ianao no miery amin’ny androm-pahoriana?
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin'ny andro fahoriana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, nahoana Ianao no mijanona eny lavitra eny? Nahoana Ianao no miery amin’ny andro fahoriana?
malagasy
[Salamo abidy. Fitarainana sy fangataham-pamonjena noho ny fireharehan'ny ratsy]Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin'ny andro fahoriana?