Psalms 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy anakampo: Efa nanadino Andriamanitra! Nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy, anakampony: «Nanadino Andriamanitra; efa nanarona ny Tavany Izy ka tsy mahita na inona na inona, na oviana na oviana!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny olon-dratsy anakampony: «Tsy raharahain’Andriamanitra izany sady ikimpiany fa tsy mba jereny ary tsy hitany na oviana na oviana!»
Malagasy Bible 1865
Hoy izy anakampony: efa nanadino Andriamanitra, efa nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy anakampo: Efa nanadino Andriamanitra! Nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay!
malagasy
Hoy izy anakampony: efa nanadino Andriamanitra, efa nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay.