Psalms 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mamingavinga an’Andriamanitra ny ratsy fanahy? Nahoana no miteny anakampo izy hoe: Tsy hanadina akory Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana ny ratsy fanahy no dia mamingavinga an’Andriamanitra? ahoana no anaovany anakam-po hoe: Tsy mamay Ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana moa ny olon-dratsy no haneso Anao Andriamanitra, ka hiteny anakampo hoe: «Tsy hanadina ahy Izy!»?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no mamingavinga an'Andriamanitra ny ratsy fanahy ka manao anakampo hoe: Tsy hanadina Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mamingavinga an’Andriamanitra ny ratsy fanahy? Nahoana no miteny anakampo izy hoe: Tsy hanadina akory Ianao?
malagasy
Nahoana no mamingavinga an'Andriamanitra ny ratsy fanahy ka manao anakampo hoe: Tsy hanadina Hianao?