Psalms 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Torotoroy ny sandrin’ny ratsy fanahy ary sazio noho ny helony ny mpanao ratsy mba tsy ho hitanao intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tapaho ny sandrin’ny ratsy fanahy; ny tsy mpivavaka - raha karohinao ny helony, tsy ho hitanao va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa poteho ny herin’ny olon-dratsy, adino aminy ny ratsy nataony ary aoka izy tsy ho hita soritra intsony!
Malagasy Bible 1865
Torotoroy ny sandrin'ny ratsy fanahy; ary adino ny heloky ny mpanao ratsy mandra-paha-tsy hisy hitanao intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Torotoroy ny sandrin’ny ratsy fanahy ary sazio noho ny helony ny mpanao ratsy mba tsy ho hitanao intsony.
malagasy
Torotoroy ny sandrin'ny ratsy fanahy; ary adino ny heloky ny mpanao ratsy mandra-paha-tsy hisy hitanao intsony.