Psalms 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanomezanao rariny ny kamboty sy ny voan’ny tsindry hazo lena, koa tsy hisy olombelona hampitahotra intsony etỳ an-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanomezanao rariny ny kamboty sy ny hampahorina, ka hitsahatra tsy hampitahotra intsony, ny olombelona nalaina tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonon-kihaino hatrany ny kamboty sy ny ampahorîna Ianao mba hanomezanao azy ny rariny. Dia ho foana tanteraka hatreo ny mpanjakazaka etỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Hanomezanao rariny ny kamboty sy ny mahantra, mba tsy handroso hampitahotra intsony ny zanak'olombelona etỳ an-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanomezanao rariny ny kamboty sy ny voan’ny tsindry hazo lena, koa tsy hisy olombelona hampitahotra intsony etỳ an-tany.
malagasy
Hanomezanao rariny ny kamboty sy ny mahantra, mba tsy handroso hampitahotra intsony ny zanak'olombelona etỳ an-tany.