Psalms 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milomay manenjika ny mahantra ny ratsy fanahy; azon’ny fandrika nataony ihany izy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mirehareha ny ratsy fanahy dia ny mahantra no levona; izy ireo dia voan’ny teti-dratsy noforonon’io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mirehaka erỳ ny olon-dratsy mitsentsitra ny malahelo; tamina tetika maty paika no namelezany azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fireharehan'ny ratsy fanahy dia enjehina mafy ny malahelo; azon'ny fahendrena nataony izy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milomay manenjika ny mahantra ny ratsy fanahy; azon’ny fandrika nataony ihany izy ireny.
malagasy
Noho ny fireharehan'ny ratsy fanahy dia enjehina mafy ny malahelo; azon'ny fahendrena nataony izy ireny.[Na: miolomay manenjika ny malahelo izy]