Psalms 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mirehareha ny ratsy fanahy fa nahazo izay niriny ary mahafoy sy mamingavinga NY TOMPO ny mpierina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirehareha amin’ny fitsiriritany ny ratsy fanahy; manamavo an’i Iaveh ny mpandroba mandoza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mibitaka erỳ ny olon-dratsy fa mahazo izay nirîny; kanefa ny TOMPO tsiratsirainy sady hamavoiny tokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mandoka izay irin'ny fony; ary ny mpierina mahafoy sy manamavo an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mirehareha ny ratsy fanahy fa nahazo izay niriny ary mahafoy sy mamingavinga NY TOMPO ny mpierina.
malagasy
Ny ratsy fanahy mandoka izay irin'ny fony; ary ny mpierina mahafoy sy manamavo an'i Jehovah.