Psalms 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratsy fanahy dia mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy! Tsy misy Andriamanitra! Izany no tontalin-keviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny ratsy fanahy, amin’ny fianjonanjonany: Tsy mamay izy! Tsy misy Andriamanitra. Izany no totalin-keviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy mirehareha hoe: «Tsy hanadina Andriamanitra, tsy misy Andriamanitra.» Izany no ambentin-keviny.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy; eny, "Tsy misy Andriamanitra" no tontalin-keviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratsy fanahy dia mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy! Tsy misy Andriamanitra! Izany no tontalin-keviny.
malagasy
Ny ratsy fanahy mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy; eny, "Tsy misy Andriamanitra" no tontalin-keviny.