Psalms 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy anakampo: Tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy anakampony: Tsy hangozohozo aho, voafefy tsy ho azon-doza aho na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny olon-dratsy anakampony: «Tsy misy atahorako akory, fa ieren-doza hatrany aho.»
Malagasy Bible 1865
Hoy izy am-pony: tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy anakampo: Tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho!
malagasy
Hoy izy am-pony: tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho.