Psalms 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; misy fampahoriana sy fampijaliana ao ambanin’ny lelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno ozona sy fitaka amam-panaovana an-keriny ny vavany; hasomparana sy tsy fahamarinana no ao ambany lelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ozona sy fitaka ary hafetsena no mameno ny teny lazainy; fampahoriana sy faharatsiana no zavatra tiany hambara.
Malagasy Bible 1865
Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; ao ambanin'ny lelany dia misy fampahoriana sy faharatsiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; misy fampahoriana sy fampijaliana ao ambanin’ny lelany.
malagasy
Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; ao ambanin'ny lelany dia misy fampahoriana sy faharatsiana.