Psalms 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamitsaka manao vela-pandrika ao an-tanàna izy; ao amin’ny takona no amonoany ny tsy manan-tsiny; mikendry ny mahantra ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao otrika eo akaikin’ny tanàna izy; mamono ny tsy manan-tsiny ao amin’ny fitoerany an-katakonana. Mitsikilo ny olona tsy manan-kiaro ny masony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamitsaka hanotrika eny akaikin-tanàna izy ary mamono an-katakonana ny tsy manan-tsiny; ny masony mitily ireo fadiranovana.
Malagasy Bible 1865
Mamitsaka amin'ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamitsaka manao vela-pandrika ao an-tanàna izy; ao amin’ny takona no amonoany ny tsy manan-tsiny; mikendry ny mahantra ny masony.
malagasy
Mamitsaka amin'ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra.