Psalms 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao vela-pandrika ao amin’ny takona tahaka ny liona ao amin’ny famitsahany izy, manao vela-pandrika hisambotra ny ampahorina izy, fandrihany amin’ny harato no fisambony ny ory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitily ao amin’ny fitoerana miafina toy ny liona ao anaty hazo milobolobo izy; mitily izy hisovoka ny malahelo; samboriny ny malahelo, taominy ho ao amin’ny fandrika haratony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manotrika an-katakonana tokoa izy toy ny fanaon’ny liona ao am-pierena; manotrika hisambotra ny malahelo izy ka mitarika azy ho ao anaty haratony.
Malagasy Bible 1865
Manotrika ao an-katakonana tahaka ny liona ao amin'ny famitsahany izy; manotrika hisambotra ny malahelo izy; fandrihany amin'ny haratony no fisambony ny malahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao vela-pandrika ao amin’ny takona tahaka ny liona ao amin’ny famitsahany izy, manao vela-pandrika hisambotra ny ampahorina izy, fandrihany amin’ny harato no fisambony ny ory.
malagasy
Manotrika ao an-katakonana tahaka ny liona ao amin'ny famitsahany izy; manotrika hisambotra ny malahelo izy; fandrihany amin'ny haratony no fisambony ny malahelo.