Psalms 100:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihobia ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamo fiderana. Manaova hobin-kafaliana mankamin’i Iaveh ianareo mponina amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo fampiasa amin’ny sorom-pisaorana. Mihobia ny TOMPO, ry mponin’ny tany tontolo.
Malagasy Bible 1865
Salamo ho fiderana. Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihobia ho an’NY TOMPO, ry tany rehetra!
malagasy
[Fiantsoana izao tontolo izao hanompo an'i Jehovah] Salamo ho fiderana. Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra.