Psalms 100:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manompoa NY TOMPO amin’ny fifaliana; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manompoa an’i Iaveh amin-kafaliana, mankanesa eo anatrehany amim-piravoravoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaovy fanompoam-pivavahana amim-pifaliana IZY; midira eo anatrehany amin’ny hiram-piravoana.
Malagasy Bible 1865
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manompoa NY TOMPO amin’ny fifaliana; mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana!
malagasy
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana.