Psalms 101:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitandrina ny lalana marina aho. Rahoviana no ho tonga atỳ amiko Ianao? Handeha amin’ny fahitsian’ny foko ao anatin’ny tranoko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitandrina ny lalan’ny tsy fananan-tsiny aho. - Rahoviana no ho tonga aty amiko Ianao? - Handeha amin’ny fahitsian’ny foko aho, eo afovoan’ny tranoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiezaka hiroso amin’ny fahitsiana aho, ka rahoviana no hankatỳ amiko Ianao? Amin-kitsim-po no hiainako ao amin’ny lapam-panjakàko.
Malagasy Bible 1865
Hitandrina ny lalana marina aho; Rahoviana no ho tonga atỳ amiko Hianao? Handeha amin'ny fahitsian'ny foko ao anatin'ny tranoko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitandrina ny lalana marina aho. Rahoviana no ho tonga atỳ amiko Ianao? Handeha amin’ny fahitsian’ny foko ao anatin’ny tranoko aho.
malagasy
Hitandrina ny lalana marina aho; Rahoviana no ho tonga atỳ amiko Hianao? Handeha amin'ny fahitsian'ny foko ao anatin'ny tranoko aho.