Psalms 101:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halaviriko ny fo maditra; tsy hankasitraka izay ratsy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba ho fo mivaona ny ahy na oviana na oviana; tsy te-hahalala izay ratsy akory aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaviriko ny haloto fo, tsisy antony amiko ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halaviriko ny fo maditra; tsy hankasitraka izay ratsy aho.
malagasy
Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,[Heb. hahalala]