Psalms 101:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; izay miandranandrana sy miavonavona am-po dia tsy zakako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofongorako, ny mpifosa mandrovitra ny namany mangingina. Ny olona misolanandrana sy bontsinin’ny hambom-po, tsy ho tohako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofongorako ny mpanaratsy namana amin’ny takona fa tsy zakako ny mpiandranandrana miavona am-po.
Malagasy Bible 1865
Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; izay miandranandrana sy miavonavona am-po dia tsy zakako.
malagasy
Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po;