Psalms 101:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hijery izay olona mahatoky amin’ny tany ny masoko mba hitoerany ato amiko; izay mandeha amin’ny lalana marina no hanompo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hijery izay olona mahatoky amin’ny tany, ny masoko, mba hitoerany ato akaikiko; izay mandeha amin’ny lalana marina, no ho mpanompoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hojereko izay olo-mahatoky eto amin’ny tany sy ny fanjakana mba hametrahako azy eo anilako; izay mizotra amin’ny fahitsiana no ho tonga mpanampy ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny masoko hijery izay olo-mahatoky amin'ny tany mba hitoerany ato amiko; Izay mandeha amin'ny lalana marina no hanompo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hijery izay olona mahatoky amin’ny tany ny masoko mba hitoerany ato amiko; izay mandeha amin’ny lalana marina no hanompo ahy.
malagasy
Ny masoko hijery izay olo-mahatoky amin'ny tany mba hitoerany ato amiko; Izay mandeha amin'ny lalana marina no hanompo ahy.