Psalms 101:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba hitoetra ao anatin’ny tranoko izay manao fitaka. Tsy mba hijanona eo anoloan’ny masoko izay milaza lainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba hanan-toerana ao an-tranoko, izay manao am-pitaka; tsy hijanona eo anoloan’ny masoko, izay milaza lainga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitoetra ao amin’ny lapam-panjakàko ny olona mpametsifetsy; ary tsy hijanona eo anilako ny mpanao teny mandrobo.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba hitoetra ao anatin'ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan'ny masoko izay milaza lainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba hitoetra ao anatin’ny tranoko izay manao fitaka. Tsy mba hijanona eo anoloan’ny masoko izay milaza lainga.
malagasy
Tsy mba hitoetra ao anatin'ny tranoko izay manao fitaka; Tsy mba hijanona eo anoloan'ny masoko izay milaza lainga.Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan'i Jehovah.