Psalms 101:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin’ny tany mba hamongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
haripako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin’ny tany, mba hamongorako eo an-tanan’i Iaveh izay rehetra manao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko fongotra isa-maraina ny olon-dratsy rehetra eto amin’ny tany sy ny fanjakana mba ho foana avokoa ny mpanao ratsy ao amin’ny tanànan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin’ny tany mba hamongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan’NY TOMPO.
malagasy
Haringako isa-maraina ny ratsy fanahy rehetra amin'ny tany, Mba hofongorako ny mpanao ratsy rehetra tsy ho ao an-tanànan'i Jehovah.