Psalms 102:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, henoy ny vavaka ataoko ary aoka hankeo Aminao ny fitarainako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vavaky ny ory, mivesa-pahoriana, sy mandoatra ny fitarainany eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vavaky ny ory, rehefa trotraka izy ka mamboraka ny tarainany amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan'i Jehovah. Jehovah ô, henoy ny fivavako, Ary aoka hankeo aminao ny fitarainako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, henoy ny vavaka ataoko ary aoka hankeo Aminao ny fitarainako.
malagasy
[Fitarainan'ny mpanompon'Andriamanitra noho ny fahoriana nahazo azy sy ny naharavan'i Jerosalema] Fivavaky ny ory, raha reraka izy ka mandoatra ny alahelony eo anatrehan'i Jehovah. Jehovah ô, henoy ny fivavako, Ary aoka hankeo aminao ny fitarainako.