Psalms 102:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny fahaviniranao sy ny fahatezeranao; fa naingainao aho kanefa natontanao indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihinan-davenona ho tahaka ny mofo aho, ary haroako ranomaso ny zavatra sotroiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lavenona no toy ny sakafo hohaniko, haroiko ranomaso ny zavatra sotroiko.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fahaviniranao sy ny fahatezeranao; Fa naingainao aho, kanefa natontanao indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny fahaviniranao sy ny fahatezeranao; fa naingainao aho kanefa natontanao indray.
malagasy
Noho ny fahaviniranao sy ny fahatezeranao; Fa naingainao aho, kanefa natontanao indray.