Psalms 102:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny hatezeranao amam-pahaviniranao, fa naingainao aho, ary natsipinao lavitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao, dia ningainao aho ka natsipinao lavitra.
Malagasy Bible 1865
Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso; Ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.
malagasy
Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso; Ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.