Psalms 102:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Ianao, TOMPO ô, dia mipetraka manjaka mandrakizay; ny fahatsiarovana Anao dia mihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny aloka efa mandroso mihalava ny androko, ary mihamalazo toy ny ahitra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fandroson’ny aloka ny androm-piainako; ary mihamalazo toy ny ahitra ny tenako.
Malagasy Bible 1865
Nefa Hianao, Jehovah ô, mipetraka manjaka mandrakizay; Ary ny fahatsiarovana Anao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Ianao, TOMPO ô, dia mipetraka manjaka mandrakizay; ny fahatsiarovana Anao dia mihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Nefa Hianao, Jehovah ô, mipetraka manjaka mandrakizay; Ary ny fahatsiarovana Anao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby.