Psalms 102:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsangana Ianao ka hamindra fo amin’i Ziona fa efa andro hamindrana fo aminy izao; eny, tonga izao ny fotoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa, ry Iaveh, dia mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana mandrakizay, ary velona amin’ny taona rehetra mifandimby ny fahatsiarovanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, TOMPO ô, manjaka mandrakizay ary maharitra hatrany hatrany ny lazanao.
Malagasy Bible 1865
Hianao hitsangana ka hamindra fo amin'i Ziona; Fa efa andro hamindram-po aminy izao; Eny, tonga ny fotoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsangana Ianao ka hamindra fo amin’i Ziona* fa efa andro hamindrana fo aminy izao; eny, tonga izao ny fotoana.
malagasy
Hianao hitsangana ka hamindra fo amin'i Ziona; Fa efa andro hamindram-po aminy izao; Eny, tonga ny fotoana.