Psalms 102:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sitraky ny mpanomponao ny vatony sady malahelo ny vovo-taniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsangana Ianao, hamindra fo amin’i Siôna, fa ny andro hamindram-po aminy, ny fotoana voatendry dia efa tonga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hirotsaka an-tsehatra Ianao ka hamindrafo amin’i Tsiôna, fa tonga ny fotoana hiantranao azy; eny, izao no fotoana mety amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Fa sitraky ny mpanomponao ny vatony, Sady malahelo ny vovo-taniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sitraky ny mpanomponao ny vatony sady malahelo ny vovo-taniny izy.
malagasy
Fa sitraky ny mpanomponao ny vatony, Sady malahelo ny vovo-taniny izy.