Psalms 102:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatahotra ny anaran’NY TOMPO ny Jentilisa ary hatahotra ny voninahitrao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria lalain’ny mpanomponao ny vatony, nampangoraka ny fony hatramin’ny vovo-taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sitrakay mpanomponao i Tsiôna, na dia rava aza ny rari-vatony; ary mampangorakoraka anay izy, na dia voarodana zary vovotany aza.
Malagasy Bible 1865
Hatahotra ny anaran'i Jehovah ny jentilisa, Ary ny mpanjaka rehetra amin'ny tany hatahotra ny voninahitrao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatahotra ny anaran’NY TOMPO ny Jentilisa* ary hatahotra ny voninahitrao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany;
malagasy
Hatahotra ny anaran'i Jehovah ny jentilisa, Ary ny mpanjaka rehetra amin'ny tany hatahotra ny voninahitrao;