Psalms 102:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nanangana an’i Ziona NY TOMPO; niseho tamin’ny voninahiny Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay dia hanaja ny Anaran’i Iaveh ny firenena, ary hanaja ny fiandriananao ny mpanjaka rehetra amin’ny tany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny firenen-kafa rehetra haneho fanajana ny TOMPO; ary aoka hiaiky Azy be voninahitra ny mpanjaka rehetra eto an-tany!
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah nanangana an'i Ziona; Niseho tamin'ny voninahiny Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nanangana an’i Ziona NY TOMPO; niseho tamin’ny voninahiny Izy;
malagasy
Fa Jehovah nanangana an'i Ziona; Niseho tamin'ny voninahiny Izy;