Psalms 102:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nijery ny vavaka nataon’ny mahantra Izy ka tsy nanevateva ny vavaka nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh nanangana an’i Siôna indray, niseho tamin’ny voninahiny Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa hanangana indray an’i Tsiôna IZY ka hiseho miharihary amim-boninahitra,
Malagasy Bible 1865
Nijery ny fivavaky ny mahantra Izy Ka tsy nanevateva ny fivavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nijery ny vavaka nataon’ny mahantra Izy ka tsy nanevateva ny vavaka nataony.
malagasy
Nijery ny fivavaky ny mahantra Izy Ka tsy nanevateva ny fivavany.