Psalms 102:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosoratana ho an’ny taranaka mandimby izany ary izay firenena mbola hoforonina no hidera NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nihaino ny vavaky ny fadiranovana, tsy nanamavo ny fitarainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hitodika ny vavak’ireo norobaina ary tsy hanositosika ny fangatahany.
Malagasy Bible 1865
Hosoratana ho an'ny taranaka mandimby izany; Ary izay firenena mbola hoforonina no hidera an'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosoratana ho an’ny taranaka mandimby izany ary izay firenena mbola hoforonina no hidera NY TOMPO;
malagasy
Hosoratana ho an'ny taranaka mandimby izany; Ary izay firenena mbola hoforonina no hidera an'i Jehovah;